Literatiora : « Dory », de Riambola Mitia

Chaque semaine, Buskers Magazine vous invite à voyager au cœur de la littérature malgache à travers l’oeuvre  d’un fugitif inspiré. « Dory »,  de Riambola Mitia.

~~Dory~~

Dory ny fitia maniry an-tratranao

Dory toy ny pejy tsy fantatrao fiafara

Dory koa ny trano izay itoeranao

Dory eo imilotra toy setroka sigara

 

Dory hatramin’ny fakany ny ravina eny an-taho

Dory ho kila may ny ahitra eny an-tsaha

Dory daholo daholo ny rova harenanao

Dory hatramin’ny fo, dory ny fanahy

 

Dory daholo daholo izay rehetra hita maso

Dory koa ny vola maha adala anao

Hatramin’ny zanakao, dory anaty fako

Dory koa ny fasana izay ilevenanao

 

Dory ho tsapanao

Fa ny biby kely bitika

Miaina toa anao

Ny ala doranao

Marary toa anao

Dory!!!

 

Riambola Mitia

10 Jolay 2016

Manjakandriana- Ambohimalaza

10968379_897901533577274_4262013770334812518_n

Riambola Mitia

 

Sur ce, bon week-end à tous !

Buskers Magazine

Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s