Literatiora : « Tany », de Zongo Bilaky

Chaque semaine, Buskers Magazine vous invite à voyager au cœur de la littérature malgache à travers l’oeuvre  d’un fugitif inspiré. « Tany»,  de Zongo Bilaky.

~~Tany~~

Naheno aho raha nandalo tamin’ny tanàna iray hoe handalo hono VOLA
iza izany ..ilay zazavavy iny …
Ilay taratasy endrika iny leretsy ah
ao koa ny vola vy…HAY..tany ..taiza
Aiza ho aiza moa no misy an ilay fahasambarana hoentina hanambarana ny ratsy sy ny tsara..
Tsy tsara amiko izany …NY TANY nodiaviko kay indray mihodina ihany tsy indroa ny fahasambaran ny miaina..
Ain olona firy no efa nalaina natao lesona …ny varavaram bato ihany no nandrefesana izay efa nandeha ..tsy mipody tsony ..ny fony tsy mitempotempo..midobo­doboka….
Midobodoboka ny tany fa efa miha lany ny zavaboary ..mosary mitaray marary ..may… kila ny afo …tsy misy rano …tsy misy tafo fa rakotry ny setroka …tsy hisy intsony ny tomany fa hihembotra ….mitaraina ny tany ..
Tany no nahitako an izany hoe
Izany hono ry zareo
EO misy olombelona
Mahay mifanampy
Tsy mpandova velona
Mizara fa tsy manana ny ampy
Sampy o…
aza antsoina ..f izany no nanafohanana ny tany aloha tany satria tsy misy finoana ..
Inoanao fa MISY NAHARY MANJAKA amin izao tontonlo izao ..An azy ny FINOANA ka hoy ianao hoe MINO..
Aza adino fa NY FISIANY no zava dehibe ..misaora azy fa izy no mandre sy mahita …
Tsy taka maso sy izay lavitra antsika..
Fisaorana…
Tany aho
Teny aho
Teny…eeeee
Nahatsapa fa NISY ny HERY
MAHERY IZY
ILAY NAHARY MANJAKA
tany aho naheno ..
nihenooo

ASA RAHA HO TAPITRA
……………….O­RA ENINA SY FOLO

Zongo Bilaky

Zongo Bilaky (Maitso Nation)
Zongo Bilaky (Maitso Nation)

 

 

 

Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s