Vidéo : « Rafianarana » – Tarika Remy. En avant toute pour l’école !

Tarika Remy, les troubadours old-shool natifs d’Antsirabe-Madagascar surnommée la « Ville des sources chaudes », motive les enfants et les jeunes à persévérer à l’école peu importe les obstacles et les petites punitions données par Monsieur le Professeur. De la Primaire à l’Université, le groupe nous raconte les péripéties des élèves malgaches dans cette chanson intitulée « Rafianarana » ou « l’école ».

RAFIANARANA (Paroles)

Tsy nikely soroka aho namonjy sekoly

Namerin-desona nazoto niari-tory

Tsy maintsy manao enti-mody vaovao

 

Raha tsy mahay tsianjery dia voavelively

voaveliin’ny neny nahatsiaro nahamay

ny mokondohanay voazeran’ny kibay

 

Reo madama marobe demozely sy mose

na gasy na vazaha dia tsy misy ialàna pas

namely avokoa tsy mba misy indrafo

 

voatery nikiry tsy nitanondri-doha

nihezaka hampitsiry hampitombo ny ambo-po

satria voakaravasy raha mi-double kilasy

 

tsy misy fiatoana fa mianatra foana

cartable ambabena feno boky sesehana

Hianarana avokoa fa hoe mitondra sooooooa !

lesona rehetra natao hay avokoa

natao tsisy fetra : ny misondrotra kilasy no atao tarigetra

 

Rehefa any an-tsekoly nafoy hatreo ny ala-voly

Motimotina hendry be eo am-bodin’ny kahie

Ny miteny dia rarana mihaino ny fanazavana

 

Tsongo sofon-dramose, tehamaina mafy be

Voatoraky ny lakré, raha miseho ho basivava

Na mitodika ise fa hoe mitabataba

 

Rehefa mba lehibebe dia mahazo CEG

Nahalana ny karavasy niatra tao an-dakilasy

Fa sazy hafahafa kely no natetika namely

 

Raha tsy mahay français na tsy mahay mi-conjuguer

temps passé composé dia namafa gabone

gabone naloto be raha tsy izany dia  » collé  »

 

tsy misy fiatoana fa mianatra foana

……

lesona rehetra natao hay avokoa

……

 

Afaka ny BEPC dia nananika lycée

nafoy ny fafa gabone sy ireo sazy marobe

Fa ny tena zava-doza raha naditra renvoyés

 

latsalatsa tsy hay raràna no nahazo anao mazàna

Fa hanomana ny bac fandrahonana tsy zaka

no mahazo am’izany mampirotsaka tomany

 

Vita ny an’ny firenena efa tena mato-tsaina

io ilay tranobe jerena miandry ery Ambohitsaina

eny indray no andrandraina raha hanitatra ny saina

 

Fa eny indray tsy misy quoi tsy mba misy manontany

raha tsy mihezaka ialahy dia miosona amin’ny tany

fa ‘reo mpampanatra am’izany dia mampianatra ihany

 

tsy misy fiatoana fa mianatra foana

Policope no lanjaina ampidirina ao an-tsaina

Hianarana avokoa fa hoe mitondra sooooooa !

lesona rehetra natao hay avokoa

natao tsisy fetra : ny misondrotra kilasy no atao tarigetra

EPP,CEG,Lycée,Université handalovana avokoa

nandaniana ron-doha tsy natao kitoatoa

fa hoe mitondra soa

mety ho ratsy mety ho tsara ny ho vokatr’izany

sy ny mety ho fiafaràny fa ny masaka ao an-tsaina

dia ny hianatra hatrany

Tarika Remy

Toute utilisation, reproduction, diffusion, publication ou retransmission du contenu est strictement interdite sans l’autorisation écrite de l’auteur.

Buskers Magazine Madagascar

Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s