S005 : « Fialonana » – Clô Mahajanga

De son vrai nom Jean Clothaire Razafiarimanana, Clô Mahajanga fait partie des ambassadeurs du kaiamba de l’ouest de Madagascar. « Fialonana », c’est notre coup de cœur  parmi le vaste répertoire du chanteur. A (re)découvrir ici le temps d’un hommage à ce grand nom de la musique malgache.

Lyrics :
Hanafarako ireo havana tsy foiko
Arovy tsara ny tena e!
Sao mihevitry ny fiainana ho mora
Fa ny mafy avy tampoka
Raha nampoiziko hanjary fahoriana
Ny nahazo an’iny hava-tiako iny ô! ô!
Aleoko miaro azy tsy ho faty
Toy izay hiaro tenako
Fodikely anilan’ny vary zahay e!
Mifankatia tsara, f’alan’olo ô! Nagnino ô! ô!
Zanak’olo tsy mba zatra ady izy iny
Natrekinao nony fialonana a! a! Fa nagnino ô! ô!
Zanahary tsy dininao
Ambesako eto tsara izy
Vidin-dranomasoko iny
Hanjary valy faty oa
Hatsiarovan’olo nahavita ratsy
Ny andro hifoterany ami-tenany
Ranomasom-pahoriana tsy zaka
Tsy maintsy hanenenany
Fodikely anilan’ny vary izahay e !
Mifankatia fa alan’olo ô! ô! Nagnino ô! ô!
Zanak’olo tsy mba zatra ady izy iny e!
Natrekinao noho ny fialonana a! a! Fa nagnino, ô! ô!
Fa mbola velona ny olo nirianao ho faty
Koa tsy meloko ny nanaovanao ratsy e! e !
Tongava saingy enjehinao ‘ty namana efa resy
Kilandy kely nanarak’omby izy iny e!
Tsy mitovy fa mifanaraka ho azy, e! e ! Tsy magninô ô! ô!
Fiarahana naharits’ela no iriany e
Voatoram-bato, ka tafasaraka ho azy
Fa nagninô ô! ô!
CLO MAHAJANGA
Buskers Magazine Madagascar
Publicités

Une réflexion sur “S005 : « Fialonana » – Clô Mahajanga

  1. Enfin je comprend le contenu des paroles. Merci BSK car depuis mon enfance, je ne faisais qu’apprécier la mélodie et la voix de Clo sans rien comprendre des paroles. La faute à une éducation linguistique bancale quoi.

    J'aime

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s